Nankaiza ny tanteliko teto (Dama)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza ny tanteliko teto ? Iza no naka an'azy ? tononkira.serasera.org (×2)
Nohanin'ny vitsika hono e
Vitsika inona ary izany ?
Nohanin'ny vitsika hono e
Vitsika mpangalatra mamy ?
Nankaiza ny variko teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Nohanin'ny vorona hono e
Vorona inona ary xvvxx izany ?
Nohanin'ny vorona hono e
Fody zhonn mpangalatra vary
Ref:
Ankizy bejnggh milalao ao an-tokontany
Ankizy milalao mifampanontany
Nankaiza ny rononoko teto ? Iza no nisotro azy ? (×2)
Tsy mba zazakely hono e,
Na olobe misotro ronono
Tsy mba zazakely hono e,
Fa olona mbola maitso volo
Nankaiza ny taniko teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Nalain'ny olona hono e,
Nalain'ny Rabekijana
Nalainy daholo daholo e,
Ohatran'ny tany ts'isy fanjakana
Ref: ...
Nankaiza ny volako teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Tsy mba nalain'olona e,
Fa tonga tany an-tsena dia lany
Tsy mba nalain'olona e,
Nalain'ny vidim-piainana ihany (×3)
Nohanin'ny vitsika hono e
Vitsika inona ary izany ?
Nohanin'ny vitsika hono e
Vitsika mpangalatra mamy ?
Nankaiza ny variko teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Nohanin'ny vorona hono e
Vorona inona ary xvvxx izany ?
Nohanin'ny vorona hono e
Fody zhonn mpangalatra vary
Ref:
Ankizy bejnggh milalao ao an-tokontany
Ankizy milalao mifampanontany
Nankaiza ny rononoko teto ? Iza no nisotro azy ? (×2)
Tsy mba zazakely hono e,
Na olobe misotro ronono
Tsy mba zazakely hono e,
Fa olona mbola maitso volo
Nankaiza ny taniko teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Nalain'ny olona hono e,
Nalain'ny Rabekijana
Nalainy daholo daholo e,
Ohatran'ny tany ts'isy fanjakana
Ref: ...
Nankaiza ny volako teto ? Iza no naka an'azy ? (×2)
Tsy mba nalain'olona e,
Fa tonga tany an-tsena dia lany
Tsy mba nalain'olona e,
Nalain'ny vidim-piainana ihany (×3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DamaVisites : 22
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lesmellgood
Date : 12/07/2026 00:49
