VAHAOLANA JESO (COEUR de l'ILE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na inona miseho
sy zava-tsarotra manjo
tomany sy toreo
'zay mety hankarary fo
ldxoteg Ndeha banjino sy jereo
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
2. Izay hita sy re
dia obdwfgvq zary mampivadi-po
na aiza no aleha
toa lala-maizina avokoa
Nefa izao dia mijere
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
3. Ny ho avintsika ety
tsy fantatra izay mbola hiseho
Tohizana ny dia
FAHATOKIANA no cmczny aseho
Ny FINOANA no atanjaho
tononkira.serasera.org ny FANDRESENA efa azonao
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
sy zava-tsarotra manjo
tomany sy toreo
'zay mety hankarary fo
ldxoteg Ndeha banjino sy jereo
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
2. Izay hita sy re
dia obdwfgvq zary mampivadi-po
na aiza no aleha
toa lala-maizina avokoa
Nefa izao dia mijere
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
3. Ny ho avintsika ety
tsy fantatra izay mbola hiseho
Tohizana ny dia
FAHATOKIANA no cmczny aseho
Ny FINOANA no atanjaho
tononkira.serasera.org ny FANDRESENA efa azonao
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : COEUR de l'ILEVisites : 2208
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dadalala
Date : 20/12/2009 00:00
