VAHAOLANA JESO (COEUR de l'ILE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Na inona miseho
sy zava-tsarotra manjo
tomany sy toreo
'zay mety hankarary fo
Ndeha banjino sy jereo
bmot fa indro misy zava-tsoa
hwnttldz Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
2. Izay hita sy re
dia zary mampivadi-po
na aiza no aleha
toa lala-maizina avokoa
ewfnywlf Nefa izao dia mijere
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
3. Ny ho avintsika ety
tsy fantatra izay mbola hiseho
Tohizana ny dia
FAHATOKIANA no aseho
Ny FINOANA no atanjaho
ny tononkira.serasera.org FANDRESENA efa azonao
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
sy zava-tsarotra manjo
tomany sy toreo
'zay mety hankarary fo
Ndeha banjino sy jereo
bmot fa indro misy zava-tsoa
hwnttldz Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
2. Izay hita sy re
dia zary mampivadi-po
na aiza no aleha
toa lala-maizina avokoa
ewfnywlf Nefa izao dia mijere
fa indro misy zava-tsoa
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
3. Ny ho avintsika ety
tsy fantatra izay mbola hiseho
Tohizana ny dia
FAHATOKIANA no aseho
Ny FINOANA no atanjaho
ny tononkira.serasera.org FANDRESENA efa azonao
Natolotry 'Lay Ray ho VAHAOLANA JESO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : COEUR de l'ILEHits : 2264
Likes : 0 Like
Created by : dadalala
Date : 20/12/2009 00:00
