Tsy amparary (Clo Mahajanga)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ataoko tsy ampanino 'zaho
Mmmh wxiou mahare ny koranany e !
Nondesin' ireo namana e !!

Tsy ataoko mankarary fo
Ary koa tsy hamakiko lohaaa
Vava manenjika 'zahooo

Ref:
Koa mety mahatsapa tena diso anao
Ka rerakaaa
Tongava anilako eto mifona anao
Ka aza menatraaa
  Vava ratsy atao ambadika any
  Tonga anilako eto manjary tomany
  Manan-tsainy tsy maintsy mifona o !
  Fomban' tononkira.serasera.org olombelo tsy maintsy voadona
   Annn annn ann!!!! Annn annn annn !

Izay ratsy vitanao ka tsy mifona anao
Tsarovy fa ubmhqlh ho avy ny elaaaa !
Hatsiarovanao tena 'zalah !

Todim-pijaliana nanjary fahoriana
Salama ka te harary eee firtdi !
Ary ianao tsy maintsy hijaly hoy izaho

Ref:.........
Annnnn !!! Tongava mifona
Annnnn !! Anao aza menatra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Clo Mahajanga
Visites : 1346
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Safra
Date : 20/03/2023 07:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302