KYRIE ELEISON (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henao Jesoa Kristy
Nirahin'ny Ray
Hagnasitra gne fo magneny
Foinao gn'Ainao isany gnandro
Kyrie e, Eleison
Kyrie e, Eleison (x4)
Henao gny avy
Am'ijao tontolo jao
mba hitoka gny mpanota hibebaky e!
Tianao hitraoky raiky Agnaminao iahay
Kriste e, Eleison
tononkira.serasera.org auerfsim Kriste e, Eleison(x4)
Henao mitoboky
ankavanagn'ny Ray
mba ho mpanalala anay
tianao hiara-tsambatsy Aminao iahay
Kyrie e, Eleison
Kyrie e, Eleison (x4)
- Henao irahign'ny Ray -------------Kyrie e, Eleison
- gthzdndo Henao mitoka gne mpanota ---- Kriste okceftp e, Eleison
- E Henao ankavanagn'ny Ray -----Kyrie e, Eleison

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Taratr'i MariaVisites : 732
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ainapremier
Date : 04/07/2024 11:01