Mamindra fo aminay (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ireo hafatra navelanao ho anay e
dia joequk ny mba hifankatiavanay
Indrisy anefa fa tsy izany no miseho
fifankahalana no mameno ny fonay

Tompo, Tompo, Tompo, Tompo ô ô ô
Mamindra fo aminay
Tompo, Tompo, Tompo, Tompo ô ô ô
Mamindra fo aminay

2-Fa fitiavana anay no namoizanao
ny ainao mba hisolo voina anay
F'izahay no tsy mahay mamaly
Ny tononkira.serasera.org fitiavana lehibe zmruxq izay nomenao

Kristy, Kristy, Kristy, Kristy  ô ô ô
Mamindra fo aminay
Kristy, Kristy, Kristy, Kristy  ô ô ô
Mamindra fo aminay

3.Fa tsy mendrika tokoa raha izahay
Ka matahotra na ny manantona anao
Nohon'ny fahotana be izay vitanay
Ka izany no ifonanay zqhftjq eto aminao

Tompo, Tompo, Tompo, Tompo ô ô ô
Mamindra fo aminay
Tompo, Tompo, Tompo, Tompo ô ô ô
Mamindra fo aminay

A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0732