Ampidiro aloha ny tenimiafina
I Kristy ro lalagna sy fahamarinana ary fiaignana (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. I kristy iy ro lalagnaHizorana ho agna amin’ny Ray
Iy e ro orihina
Dia ho avy soa agnao
Tandremo anefa fa ilay satana
Dia misakagna ny lalagnao
Mamingapinganga anao mba tsa ho avy soa
Mba tsa ho avy soa
Mba tsa ho avy soa
Fiv :
Ka tsarovy gny tarogny manambara fa iy ro lalagna
Sy fahamarinana ary koa fiaignana
Ka tsarovy gny tarogny manambara fa iy ro lalagna
Sy fahamarinana ary koa fiaignana
Tsa misy mihoagny amin’ny Ray afa tsy amin’ny alalany
Tsa misy mihoagny amin’ny Ray afa tsy amin’ny alalany
2. I kristy ro fahamarinana
Ka tsa mba mamitaka
Tanteraho izay lazainy
Fa iy ro atokisana
Ka ilay tarogny
Raisonao ka tanteraho
Fa ho azonao ilay fiaignana
Fiaignana mandrakizay
Fiaignana mandrakizay
Fiv:
3. I Kristy iy ro fiaignana
Ka katsaho manombok’izao
Ilay fiaignana maharitsa
Ary ho mandrakizay
Fa ny eto an-tany anie mandalo
Sao dia variana eto agnao
Fa any aminy ro tena fiaignana
Fiaignana mandrakizay.
Fiaignana mandrakizay.
A/C: EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaVisites : 1948
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:52
