FO IRAY (CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Fo iray midera Anao, manandratra
Fa ny fahasoavanao no namonjena anay
Fo iray mihira, Fitiavana
Voninahitra ho an’Andriamanitra mandrakizay
1- Fo iray izahay, mijoro sy mitory (V)
Fo iray mankalaza ny Anaranao masina jngkzq (L)
Fo miray fifaliana ao Aminao Jesoa (V)
Fo miray lalana mandrakizay (L)
2- Fo nbrs iray mpandresy, amin’ny Anaranao (V)
Fo iray tsy ho vaky, f’Ianao mitantana (L)
Fo miray hifanampy amin’izay manjo (V)
Fo miray fitiavana mandrakizay (L)
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Ny Avo gclhmabu Andriamihajarivo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CHOIR'IST (chorale de l'IST Ampasampito)Vangy : 1563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ste2006
Daty : 06/01/2015 14:56