Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala plrd ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra jtyrmbwh tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato fananganana
Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay nitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra
Ref:Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny tononkira.serasera.org lalina ao anatiko
Ianao ilay qwacyxw mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Izaho mino anao ,Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Tonony: Haingo
Feon: Bessa
Ianao ilay mpanala ny vesatra jtyrmbwh tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato fananganana
Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay nitaiza, ianao ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra
Ref:Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny tononkira.serasera.org lalina ao anatiko
Ianao ilay qwacyxw mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Izaho mino anao ,Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Tonony: Haingo
Feon: Bessa
--------
Lien:
