Ianao (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Ianao ilay fehizoro vato tononkira.serasera.org nugpauz fananganana
Ianao ilay mpanoro ny landy ihavanana
Ianao ilay nitaiza, ianao wdsdsv ilay mpampianatra
Ianao ilay sakaiza ekeko ho filamatra
Ref:Izaho mino anao
Izaho mino anao
Ho lalam-baovao doved mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Ianao mahalala ny lalina ao anatiko
Ianao ilay mpanala ny vesatra tsy tantiko
Ianao mahafantatra ny tombakasin-joko
Ianao mahatakatra ny hetahetam-poko
Izaho mino anao ,Izaho mino anao
Ho lalam-baovao mahitsin’ny fitia
Oh Kristy
Tonony: Haingo
Feon: Bessa

--------
Link: