NY FITIAVANTSIKA (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rtzzv Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika dia
F’izany no enujt fitia

Tsy hoe kisendrasendra
Na koa rendrarendra
No niarahantsika obpq dia
F’izany no fitia


Fitia voalanjalanja
Ny foko mavesa-danja
Voadiniky ny saina
Mitambatra ho aina
Fitiavana madio
Tsy voafehin’ny anio
Fitia mandrakizay
Mitambatra ho tononkira.serasera.org iray


BESSA sy LOLA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Bessa
Visites : 6304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andriamady Doris
Date : 16/07/2003 10:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0307