TORAKA BOLAO (Bapasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORAKA BOLAOO AH! O AH! O AH! AH AH
REFRAIN(1) O FA MANINONA NO MIHATSARA IVELATSIHY
O! DIA MANINONA NO MAHAY ATSY MAHAY ARY E!
MANKETSY IANAO MAMPIRESAKA A!
MANKATSY IANAO TSARA RESAKA O !
MAMPANDRY ADRISA ANEFA MILA KISA
AVY EO MAMPIADY ;DIA INY IANAO NO TSY HITA
AZA ATAO FANAO NY FOMBA TOY IZAO
MITORATORAKA !MITORAKA BOLAO
TANDREMONAO SOLAFAKA EO IANAO
DIA TORATORANA ;DIA TORANA EO IANAO
REFRAIN : O! FA MANINONA ...
NOMENY TOKY DIA NINO AN’AZY
NIPOLAPOLAKA NIVELY LAPOALY
FANIMPANINA NANDRAIKY NANAVY E
TEZITEZITRA ARY NISAFOAKA
NANALA AKANJO DIA LASA NIVOAKA
NANENJIKA AZY HAY IZY NITSOAKA E
AZA ATAO FANAO NY FOMBA TOY IZAO..........
KA AOK’IZAY MBA MIPETRAKA
NY HOAVINAO MBOLA BETSAKA O
NY FOSAFOSA ETSY SY EROA
TSY MAHALALA IZAY METY HAHAVOA
AZA ATAO FANAO NY FOMBA TOY IZAO.....
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BapasyVisites : 3771
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RIVO RABEMANANJARA
Date : 14/06/2003 13:10