Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mahery fo (Balafomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Reo Razambe dia nitolona
Niaritra ny mafy sy ny mafaitra
Reo Razambe dia nitolona
Mahery fo
Tsy nanaiky noandevozina
Teo ambany ziogan'ireo Vazaha
Tsy nanaiky noandevozina
Mahery fo
Fa maty gmas ho an'ny Tanindrazana
Aleo maty toy izay mamadika
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Mahery fo
Natao sorona izy ireo
Nitomany azy oqsye i Madagasikara
Natao sorona izy ireo
Mahery fo
Tamin'ny taona 47 (29 Marsa)
Samy nikomy ny gasy manontolo
Gasy samy Gasy
Be ireo antoko zay tena nalaza
VVS - PADESM - MDRM
Mbola ho avy ilay maraina volamena
Tantara mipetraka ho an'i Gasikara ny (29 Marsa)
Tsisy tsy malahelo tononkira.serasera.org ny taranaka amam-para
Tsy amidy i Gasikara
Tonony sy feony : Andry kczblseg RAKOTOZANDRY alias Andry Balafomanga
Niaritra ny mafy sy ny mafaitra
Reo Razambe dia nitolona
Mahery fo
Tsy nanaiky noandevozina
Teo ambany ziogan'ireo Vazaha
Tsy nanaiky noandevozina
Mahery fo
Fa maty gmas ho an'ny Tanindrazana
Aleo maty toy izay mamadika
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Mahery fo
Natao sorona izy ireo
Nitomany azy oqsye i Madagasikara
Natao sorona izy ireo
Mahery fo
Tamin'ny taona 47 (29 Marsa)
Samy nikomy ny gasy manontolo
Gasy samy Gasy
Be ireo antoko zay tena nalaza
VVS - PADESM - MDRM
Mbola ho avy ilay maraina volamena
Tantara mipetraka ho an'i Gasikara ny (29 Marsa)
Tsisy tsy malahelo tononkira.serasera.org ny taranaka amam-para
Tsy amidy i Gasikara
Tonony sy feony : Andry kczblseg RAKOTOZANDRY alias Andry Balafomanga
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : BalafomangaVisites : 1842
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 19/04/2018 13:00
