Mahery fo (Balafomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Reo Razambe goxqn dia nitolona
Niaritra ny mafy sy ny mafaitra
Reo Razambe dia nitolona
Mahery fo
Tsy nanaiky noandevozina
Teo ambany ziogan'ireo wlfihkha Vazaha
Tsy nanaiky noandevozina
Mahery fo
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Aleo maty toy izay mamadika
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Mahery fo
Natao sorona izy ireo
Nitomany azy i Madagasikara
Natao sorona izy ireo
Mahery fo
Tamin'ny taona 47 (29 Marsa)
Samy nikomy ny gasy manontolo
Gasy samy Gasy
Be ireo antoko zay tena nalaza
VVS - PADESM - MDRM
Mbola ho tononkira.serasera.org avy ilay maraina volamena
Tantara mipetraka ho an'i Gasikara ny (29 Marsa)
Tsisy bfbzaed tsy malahelo ny taranaka amam-para
Tsy amidy i Gasikara
Tonony sy feony : Andry RAKOTOZANDRY alias Andry Balafomanga
Niaritra ny mafy sy ny mafaitra
Reo Razambe dia nitolona
Mahery fo
Tsy nanaiky noandevozina
Teo ambany ziogan'ireo wlfihkha Vazaha
Tsy nanaiky noandevozina
Mahery fo
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Aleo maty toy izay mamadika
Fa maty ho an'ny Tanindrazana
Mahery fo
Natao sorona izy ireo
Nitomany azy i Madagasikara
Natao sorona izy ireo
Mahery fo
Tamin'ny taona 47 (29 Marsa)
Samy nikomy ny gasy manontolo
Gasy samy Gasy
Be ireo antoko zay tena nalaza
VVS - PADESM - MDRM
Mbola ho tononkira.serasera.org avy ilay maraina volamena
Tantara mipetraka ho an'i Gasikara ny (29 Marsa)
Tsisy bfbzaed tsy malahelo ny taranaka amam-para
Tsy amidy i Gasikara
Tonony sy feony : Andry RAKOTOZANDRY alias Andry Balafomanga
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BalafomangaHits : 1885
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 19/04/2018 13:00
