Inona no jerijerenao (Balafomanga)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona ny jerijerenao ‘ty ?
Zah ngah hoa dbvcwdam naninona anao ?
Fiainanao tsy hitanao akory
Izaho indray no vandravandranao !!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Naninona anao àry aho!?
Izaho dia mbola handihy rock
Ianao anefa mijerijery ahy foana
Izaho xukfzhc dia mbola te hitondra rock
Ianao anefa mananihany foana !!!!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
………………………………………………..
Inona ny jerijerenao ‘ty ?
Zah ngah hoa naninona anao ?
Fiainanao tsy hitanao akory
Izaho indray no vandravandranao !!
Ref: Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Izaho naninona tononkira.serasera.org anao?
………………………………………………..
Ary toa jerenao foana àry aho!
Nefa anie tsy tiako ilay jerijerena e!
Pelika ny tongotro, jerenao foana
MAFY MIHINTSY ‘TY MAHAVOA AHY ‘TY!!!!
Ref: Handray kosa! F’izaho trgag naninona anao?
Oadray! Izaho naninona anao?
Handray kosa! F’izaho naninona anao?
Oadray! Tsy naninona anao !
OO!! YEEEEAHH!!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BalafomangaVangy : 6520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : blahblah
Daty : 06/11/2010 22:51