Ampela (&Ayn'S)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain ×2:
Fa tena efa ela
No naniriako , anao aki ry ampela an
Mba miangavy zaho mba raiso fa tavela
Aminao ry ampela an

Couplet 1 :
Mba raiso zaho ry ampela an an
Fa vao nahita anao aho tonga de tavela an
Ka tsy misy azo atao , fa efa babo aminao
Ny fitiavako atolotro anao
Fa tsisy mahasolo anao izany eh
Ra mbola eto an-tany ehhh

Refrain ×2:
Fa tena efa ela
No naniriako , anao aki ry ampela an
Mba miangavy zaho mba raiso fa tavela
Aminao ry ampela an

couplet 2:
Taraiky amilay viavy an
Aleo hajanoko any le vazah
Efa hafa indray nenah no henjeako
Tsy mampaninona na lafolafo ny frais ako
An , enao tiko tiko oh
Tiko ka tsy ariko oh
Enao wa ry ampela no natonga anah tavela an
Enao tiko ho havan'ireo havako
Dia refa azoko enao indray nenah no ravahako

Refrain ×4:
Fa tena efa ela
No naniriako , anao aki ry ampela an
Mba miangavy zaho mba raiso fa tavela
Aminao ry ampela an
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : &Ayn'S
Visites : 115
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fandi
Date : 05/03/2026 16:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0285