Mafy ny adinao (Antson'ny famonjena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao,
mila ho isan'andro izao
Milanja fahoriana,
mizioga fijaliana
Mba manontany tononkira.serasera.org tena ianao
Hoe Jesosy ve mandao
Fa ireny rehetra ireny,
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafohy anao ho very,
Refrain:Jesosy irery ihany,Jesosy ckkooja vimptm hatrany hatrany
No mamaha ny olanao, clzqxo
mila ho isan'andro izao
Milanja fahoriana,
mizioga fijaliana
Mba manontany tononkira.serasera.org tena ianao
Hoe Jesosy ve mandao
Fa ireny rehetra ireny,
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafohy anao ho very,
Refrain:Jesosy irery ihany,Jesosy ckkooja vimptm hatrany hatrany
No mamaha ny olanao, clzqxo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antson'ny famonjenaVisites : 873
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Paraniaina
Date : 05/03/2021 17:42
