Mafy ny adinao (Antson'ny famonjena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny adinao,
mila ho isan'andro izao
Milanja uagl fahoriana,
mizioga fijaliana
Mba manontany tena ianao
Hoe Jesosy ve mandao
Fa ubojvbkx ireny rehetra ireny,
Natao mba hanefeny
Fa ny Tompo tsy mandao
Na hahafohy anao ho very,

Refrain:Jesosy ipqc irery ihany,Jesosy hatrany hatrany
     tononkira.serasera.org           No mamaha ny olanao,

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antson'ny famonjena
Hits : 912
Likes : 0 Like
Created by : Paraniaina
Date : 05/03/2021 17:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365