Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninahitra sy dera (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra sy dera
1- Ny voninahitra sy dera
No atolotra Anao Rainay ô!
Ny Zanakao no indro nafoinao
Mba hisolo ny helokay
Asandratray ny hiranay
Haneho ny hatsaram-ponao
Satria ilay Fitiavana ambony tononkira.serasera.org
No pudjhw nanavotanao anay
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
2- qaysnr Haja sy saotra ho Anao
Ry Ray Tompon'izao rehetra izao
Fa voadio ireto mpanomponao
Tamin'ilay ranao soa
Ambaranay, hotorinay
Tsy hankiato ny Anaranao
Hanakoako sy ho fantatra
Fa tena tsara Ianao
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
Antoko Mpihira Antsan'ny coyjqij Finoana
FJKM Manarintsoa Finoana
1- Ny voninahitra sy dera
No atolotra Anao Rainay ô!
Ny Zanakao no indro nafoinao
Mba hisolo ny helokay
Asandratray ny hiranay
Haneho ny hatsaram-ponao
Satria ilay Fitiavana ambony tononkira.serasera.org
No pudjhw nanavotanao anay
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
2- qaysnr Haja sy saotra ho Anao
Ry Ray Tompon'izao rehetra izao
Fa voadio ireto mpanomponao
Tamin'ilay ranao soa
Ambaranay, hotorinay
Tsy hankiato ny Anaranao
Hanakoako sy ho fantatra
Fa tena tsara Ianao
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
Antoko Mpihira Antsan'ny coyjqij Finoana
FJKM Manarintsoa Finoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 1629
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Vutus14
Daty : 10/10/2018 15:38
