Voninahitra sy dera (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Voninahitra sy dera
1- Ny voninahitra sy dera
No atolotra Anao Rainay ô!
Ny Zanakao no indro nafoinao
Mba hisolo ny helokay
Asandratray ny hiranay
Haneho ny hatsaram-ponao
Satria ilay Fitiavana paws ambony
No nanavotanao anay
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
2- Haja sy saotra ho Anao
Ry Ray Tompon'izao rehetra izao
Fa voadio eoniprq ireto mpanomponao
Tamin'ilay ranao soa
Ambaranay, hotorinay
Tsy hankiato ny Anaranao
Hanakoako sy ho fantatra
Fa tena tsara Ianao
Fiv:
Ny Zanakao jvehsk nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
Antoko Mpihira tononkira.serasera.org Antsan'ny Finoana
FJKM Manarintsoa Finoana
1- Ny voninahitra sy dera
No atolotra Anao Rainay ô!
Ny Zanakao no indro nafoinao
Mba hisolo ny helokay
Asandratray ny hiranay
Haneho ny hatsaram-ponao
Satria ilay Fitiavana paws ambony
No nanavotanao anay
Fiv:
Ny Zanakao nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
2- Haja sy saotra ho Anao
Ry Ray Tompon'izao rehetra izao
Fa voadio eoniprq ireto mpanomponao
Tamin'ilay ranao soa
Ambaranay, hotorinay
Tsy hankiato ny Anaranao
Hanakoako sy ho fantatra
Fa tena tsara Ianao
Fiv:
Ny Zanakao jvehsk nombohana
Noho ny otanay kanefa re
Tsy nanana izay heloka
Ka olona afaka izahay ry Tompo ô
*****************************************
Antoko Mpihira tononkira.serasera.org Antsan'ny Finoana
FJKM Manarintsoa Finoana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 1709
Likes : 0 Like
Created by : Vutus14
Date : 10/10/2018 15:38
