EO ANILANAO JESOA NO…. (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eo anilanao Jesoa no tiako tokoa
Ny hiaraka ao andapano
No hahasambatra vhehez nyaohwp ahy noho izao
FIV: tononkira.serasera.org Apetrako eo an-tananao Tompo ô
Ny fiainako hhatrany andanitra
Ary atokako ho Anao
Mandrapialako eto an-tany
2- Eo anilanao Jesoa no ahitako famindram-po
Koa raiso ny fifonako
Fa tena vokatry ny fo.
3- Eo anilanao Jesoa no hahasambatra dlcchk ahy tokoa
Ka hanampitsaharana
Amin’ireo izay nisasarana aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 2685
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RNJP
Date : 28/10/2004 04:07