EO AMPOTOTRY NY HAZO FIJALIANA (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo ampototry ny hazo fijaliana
No tononkira.serasera.org hanankinako ny anjara atolotrao
Mino sy matoky aho fa manana Anao
Ilay maty novonoina, mba ho vonjiko
Na ny kapoka izay nandratra
Na ny hirifiry oqtjop izay niaretanao
No indro tonga ainga vao
Hamelombelona aguvbjxs ahy
Tsy hanatahotra aho
Ambany elatrao
Ka na inona hiatra, na inona hanjo
Ny Hazo fijalianao no heriko.
A/C RANDRIANARIJAONA vfookmz Henri
"ANTSAN'I FENOMANANA"
No tononkira.serasera.org hanankinako ny anjara atolotrao
Mino sy matoky aho fa manana Anao
Ilay maty novonoina, mba ho vonjiko
Na ny kapoka izay nandratra
Na ny hirifiry oqtjop izay niaretanao
No indro tonga ainga vao
Hamelombelona aguvbjxs ahy
Tsy hanatahotra aho
Ambany elatrao
Ka na inona hiatra, na inona hanjo
Ny Hazo fijalianao no heriko.
A/C RANDRIANARIJAONA vfookmz Henri
"ANTSAN'I FENOMANANA"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i FenomananaHits : 894
Likes : 1 Like
Created by : Narijaona17
Date : 08/03/2024 08:51
