EO AMPOTOTRY NY HAZO FIJALIANA (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo ampototry ny hazo fijaliana
No hanankinako ny anjara atolotrao
Mino sy matoky aho fa manana Anao
Ilay maty novonoina, mba ho apqr vonjiko

Na ny kapoka izay nandratra
Na ny hirifiry izay niaretanao
No indro tonga wcmgji ainga vao
Hamelombelona tononkira.serasera.org ahy
Tsy hanatahotra juaqvs aho
Ambany elatrao

Ka na inona hiatra, na inona hanjo
Ny Hazo fijalianao no heriko.

A/C RANDRIANARIJAONA Henri
"ANTSAN'I FENOMANANA"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297