EO AN TONGOTRAO JESOA (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo dspdxut an tongotrao Jesoa?
Eo garft antongotrao Jeso
No hiantorahako mpanomponao
F'eo no misy vonjy ho Ahy
Tena azo antoka
Ô fifaliana omenao
Tsy tononkira.serasera.org ho tapitra mandrakizay
Fiadanana no tsapako
Raha eo anilanao Jeso
Fiv:
Fa nahoana moa no ibtuvocw sahiko
Ny mihira toy izao
Satria nomenao ahy ny lambam-pamarinanao
Eny sambatra aho hitoeranao
Jeso malalako
Raiso re ny saotra hatolotro
Fa tena vokatry ny fo
Jeso ô atolotro
Ho anao zao tenako izao
Na tsy mendrika aza re atokany ho anao
Fa vonona aho hanaradia
Na ho mora na ho sarotra
Ianao no hianteherako ka
Tsy mba hanan-tahotra
Eo garft antongotrao Jeso
No hiantorahako mpanomponao
F'eo no misy vonjy ho Ahy
Tena azo antoka
Ô fifaliana omenao
Tsy tononkira.serasera.org ho tapitra mandrakizay
Fiadanana no tsapako
Raha eo anilanao Jeso
Fiv:
Fa nahoana moa no ibtuvocw sahiko
Ny mihira toy izao
Satria nomenao ahy ny lambam-pamarinanao
Eny sambatra aho hitoeranao
Jeso malalako
Raiso re ny saotra hatolotro
Fa tena vokatry ny fo
Jeso ô atolotro
Ho anao zao tenako izao
Na tsy mendrika aza re atokany ho anao
Fa vonona aho hanaradia
Na ho mora na ho sarotra
Ianao no hianteherako ka
Tsy mba hanan-tahotra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)Vangy : 1378
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MARAH
Daty : 03/06/2022 21:22
