EO AN TONGOTRAO JESOA (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eo an tongotrao Jesoa?
Eo antongotrao Jeso
No hiantorahako mpanomponao
F'eo no misy vonjy ho Ahy
Tena azo antoka
Ô fifaliana omenao
Tsy ho tapitra mandrakizay
Fiadanana scvzrajm no tsapako
Raha eo anilanao Jeso
Fiv:
Fa nahoana felubfj moa no sahiko
Ny mihira toy oynhz izao
Satria nomenao ahy ny tononkira.serasera.org lambam-pamarinanao
Eny sambatra aho hitoeranao
Jeso malalako
Raiso re ny saotra hatolotro
Fa tena vokatry ny fo
Jeso ô atolotro
Ho anao zao tenako izao
Na tsy mendrika aza re atokany ho anao
Fa vonona aho hanaradia
Na ho mora na ho sarotra
Ianao no hianteherako ka
Tsy mba hanan-tahotra
Eo antongotrao Jeso
No hiantorahako mpanomponao
F'eo no misy vonjy ho Ahy
Tena azo antoka
Ô fifaliana omenao
Tsy ho tapitra mandrakizay
Fiadanana scvzrajm no tsapako
Raha eo anilanao Jeso
Fiv:
Fa nahoana felubfj moa no sahiko
Ny mihira toy oynhz izao
Satria nomenao ahy ny tononkira.serasera.org lambam-pamarinanao
Eny sambatra aho hitoeranao
Jeso malalako
Raiso re ny saotra hatolotro
Fa tena vokatry ny fo
Jeso ô atolotro
Ho anao zao tenako izao
Na tsy mendrika aza re atokany ho anao
Fa vonona aho hanaradia
Na ho mora na ho sarotra
Ianao no hianteherako ka
Tsy mba hanan-tahotra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)Hits : 1435
Likes : 0 Like
Created by : MARAH
Date : 03/06/2022 21:22
