Ela izay no nialako (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ela izay no nialako
Nandosirako Anao
Ankehitriny anefa Raiko
Dia hiverina aho izao

Ref : Jesosy ô ! mba raisonao
Ty tenako tsy mendrika
E ! fantatro fa tianao aho
Na dia tsy tia Anao

Efa trotraky ny ady
Teny am-pandehanana
Efa vizana nitady
Zany fiadanana

Ref
Tsisy azo nitokiana
Zay noheverina ho soa
Tsy nitondra hafaliana
Fa ny fo indray no voa

Ref
O ! Jesosy atolory
Ahy izany tananao
Ka ny tahotro esory
Hanarahako Anao
Ref
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)
Vangy : 1003
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hanitrynylanitra
Daty : 11/04/2017 10:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023