Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIORENA,MIFAHARA (Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIORENA MIFAHARA
I-ambara aminao androany
fa tsara ny Tompo tsy miova
Tsy miova izy omaly
anio tononkira.serasera.org ary mandrakizay
isika no efa nantsoiny
nantsoiny ho vavolombelona
tanora vonona hilaza
ny hatsaran'ny Ray
ny mangataka andro tsy mety
ny lalana ety ldaq dia ety
fiverenana:
n'aiza n'aiza no aleha
n'inona n'inona atao
meteza ho fitaratra
isan'andro izao
tanora namako o
miorena tsara
aza miova mifahara
ndao hiazakazaka hanohy
ho an'ny filazantsara
hitsinjovana ny any am para
II-
tantarainay foana na tfxaak rahoviana
Tompo mpanjakan'ny fitahiana
izy manokatra lalana
irotsahan'ny zgwos valimbavaka
totofany hery sy tanjaka
ampahomby ny valimbavaka
fa lanitra tsara no lova
ho anao sy ho ahy
zay tsy miova
fa lanitra tsara no lova
ho anao sy ho ahy
zay tsy miova
I-ambara aminao androany
fa tsara ny Tompo tsy miova
Tsy miova izy omaly
anio tononkira.serasera.org ary mandrakizay
isika no efa nantsoiny
nantsoiny ho vavolombelona
tanora vonona hilaza
ny hatsaran'ny Ray
ny mangataka andro tsy mety
ny lalana ety ldaq dia ety
fiverenana:
n'aiza n'aiza no aleha
n'inona n'inona atao
meteza ho fitaratra
isan'andro izao
tanora namako o
miorena tsara
aza miova mifahara
ndao hiazakazaka hanohy
ho an'ny filazantsara
hitsinjovana ny any am para
II-
tantarainay foana na tfxaak rahoviana
Tompo mpanjakan'ny fitahiana
izy manokatra lalana
irotsahan'ny zgwos valimbavaka
totofany hery sy tanjaka
ampahomby ny valimbavaka
fa lanitra tsara no lova
ho anao sy ho ahy
zay tsy miova
fa lanitra tsara no lova
ho anao sy ho ahy
zay tsy miova
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Hanitry ny Lanitra(AHL)Hits : 361
Likes : 1 Like
Created by : Rahony
Date : 11/09/2024 19:59
