Ho mpandresy ianao (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mitaky fiafihana ny flrhiar manara dia Anao
Tsy ahitana fifaliana
Raha tononkira.serasera.org mihataka Aminao
Andriamanitra pcqwct mahita ny fisasaranao ety
Tsy mandainga fa mamita
Izay hitoerana ary.
Ref:
Ho mpandresy ianao
Raha manaiky izay lazainy
Ho mpandresy ianao
Raha mitoetra an tranon dRainy.
Ho mpandresy ianao
Raha pxfpcnqh sendra mafy ny manjo
Ho mpandresy hatrany ianao hoe satria matoky an'i Jesoa.
Aza mety alaim-panahy
Raha reraka ny fo
Mandehana mivavaha
Raha azon ny manjo
Andriamanintra mahita ny fisasaranao ety
Tsy mandainga fa mamita
Izay hitoeranao ary.
Ref:
Ho mpandresy ianao
Raha manaiky izay lazainy
Ho mpandresy ianao
Raha mitoetra an tranon dRainy.
Ho mpandresy ianao
Raha sendra mafy ny manjo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Visites : 1905
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TokyHars
Date : 21/11/2017 09:03