IANTRAO NY NOSINAY (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo lehilahy:
Ry Tompo ô! Iantrao re ty nosy
Ô! Mitalaho mitady Anao tokoa zahay

Duo tononkira.serasera.org lahy sy vavy:
Nanota taminao ry uiqssnp Tsitoha
Miaiky heloka ihany koa
Mba raiso re, ho orbtw vahoaka mpanoa
Ho sambatra hanan-tahotra Anao
Ho taranaka voafidinao fuau hambininao

Fiv:
Koa raiso re, ity firenenay
Diovy anie ho Anao mandrakizay
Tolory saina, mba hifanasoa
Ho sambatra , hiadana finaritra

Jehovah ô! Omeo hery hijoro
Tsy ho fefika an-dalàna tsy ho rendrika
Mitady Anao fatratra tokoa
Miantsampy Aminao ry Jeso
Mila ho sasatra an-dàlana koa
Omeo hery hibanjina Anao
Ho firenena ho eo ambany fahasoavanao

Fiv ..

A/C RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Miora

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363