MIANDRY AHO (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niantso aho nitady anao
Niherika nitoditodika
Maizina hody am’izay efa handeha ireo olona maro be
NIkaroka aho manahy sao efa lasa ianao
Miandry koa tony ny fo
Sao mba izaho no tonga aloha
REF/Saika hitsena aaho
Mba nanantena aho
Hoe ianao tononkira.serasera.org efa eo, miandry ahy gxitnv
gviejz Ny fantatro aloha, tsapanao ihany koa
Na amin’ny firy na amin’ny firy miandry aho
Nipetraka aho nitraka kely xkyalmrd
Ny orana aza no mitady hamely
Naveriko ny antso ts’isy valiny velively
Taitra aho sao tsy teo ianao
Manontany tena ihany aho sao mantsy koa
Hafa kokoa efa olon-kafa indray no tonga aloha!
REF/Saika hitsena .....
Auteur-Compositeur: Beranto
In \"MANDRAKZAY \"AMBONDRONA
Laissé par:kalafefe 11 janvier 2OO5.Bisoo!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 34141
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 07/01/2005 10:14