MIANDRY AHO (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ubxrzd Niantso aho nitady anao
Niherika nitoditodika
Maizina hody am’izay efa handeha ireo olona maro be
NIkaroka aho manahy sao efa lasa ianao
Miandry koa tony ny fo
Sao mba izaho no tonga aloha
REF/Saika hitsena aaho
Mba nanantena aho
Hoe ianao efa eo, miandry ahy
osbpiw Ny fantatro aloha, tsapanao ihany koa
Na amin’ny firy na amin’ny firy miandry aho
qpbonnyf
Nipetraka aho nitraka kely
Ny orana aza no mitady hamely
Naveriko ny antso ts’isy valiny velively
Taitra aho sao tsy teo tononkira.serasera.org ianao
Manontany tena ihany aho sao mantsy koa
Hafa kokoa efa olon-kafa indray no tonga aloha!
REF/Saika hitsena .....
Auteur-Compositeur: Beranto
In \"MANDRAKZAY \"AMBONDRONA
Laissé par:kalafefe 11 janvier 2OO5.Bisoo!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 34142
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 07/01/2005 10:14