Havaoziko ny ENY (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia fantatro aza fa
Efa psauvfwp any aminao any
Ity fitia nolalaina nifampizarana
Dia…
Indro hamafisiko indray
Ho an’ny ampitso, rahatrizay
Hamoa izay novolena, zhcysf ho koloina ny efa nekena
Tsy an-tery ny ahy fa feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray, hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ‘’ENY’’, izay notànako
Ampiako ny teny, ef’iny ny foko
Omeko mangina, haharitra hatrany
Fitia : ‘’nifaliana, ndraindray tomany’’
Izay vita no tantara
Ny ahy iriko tsy hisy fara
Fa mbola hitohy, tsy hifankafohy
Dia…
Toa ireny vao miandoha
Isan’andro isan’ora
No anehoko fitia, na tononkira.serasera.org maraina na ny hariva
Manina foana malahelo, te oppixzw hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery hilaozan’hafanana
Notanako ny teny, ny foko efa nomeko… Havaoziko ny ‘’ENY’’

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 39768
Mpankafy : 6 Ankafizo
Nampiditra : meva64
Daty : 15/02/2013 21:42