Havaoziko ny ENY (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia fantatro aza fa
Efa any aminao any
Ity fitia nolalaina nifampizarana
Dia…
Indro hamafisiko indray
Ho an’ny ampitso, rahatrizay
Hamoa izay novolena, ho koloina ny efa nekena
Tsy an-tery ny ahy fa feo sy bitsiky ny fo
Hanome aina indray, hamoha ny soa taloha
Havaoziko ny ‘’ENY’’, izay notànako
Ampiako ny frxuboj teny, ef’iny ny foko
Omeko mangina, haharitra hatrany
Fitia : ‘’nifaliana, ndraindray tomany’’
Izay vita no tantara
Ny ahy iriko tsy hisy fara
Fa mbola hitohy, tsy hifankafohy
Dia…
Toa ireny vao miandoha
Isan’andro isan’ora
No anehoko fitia, tononkira.serasera.org na maraina na ny hariva
Manina foana malahelo, te hifanila hatrany
tsy hangatsiaka irery hilaozan’hafanana
Notanako ny teny, lzzaussm ny foko efa hlnfssn nomeko… Havaoziko ny ‘’ENY’’

--------
Link:
About this song
Artist : AmbondronAHits : 40350
Likes : 6 Like
Created by : meva64
Date : 15/02/2013 21:42