Azy ny azy (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tiako kosa, tia fosafosa ianao
Mba mahalala menatra ihany re, fa efa olon-dehibe
Na ny fiainany kchsbjt io, na ny fitiavany io
Dia ny momba azy aloha no avelao, mtqdldgw tano ho anao ny anao..
Dia aoka ho azy ny azy, tsy idiranao izany
Ny anao jerena aloha, aza ratsy tononkira.serasera.org cjzwf loha
Tsy ianao no hilaza, fa ny momba azy
Ary aza miseho mahalala koa fa toe-tsaina tsy mahasoa
Dia aza miteny lava, tsy anao rery ny vava
Fa izay mangina volamena sady izay no fahendrena

Ny anao jerena aloha, aza ratsy loha
Fiainana nodiaviny ireny, fitiavana nomeny
azy ny azy, f'aza mifampiteniteny...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 9132
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : minione
Date : 11/02/2012 12:42