Azy ny azy (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tiako kosa, tia fosafosa ianao
Mba mahalala menatra ihany re, fa efa olon-dehibe
Na ny fiainany io, na doquqte ny fitiavany io
Dia ny momba azy aloha no avelao, tano zrba ho anao tononkira.serasera.org ny anao..
Dia aoka ho azy ny azy, tsy idiranao izany
Ny anao jerena aloha, aza ratsy loha
Tsy ianao no hilaza, fa ny momba azy
Ary zeixdcfk aza miseho mahalala koa fa toe-tsaina tsy mahasoa
Dia aza miteny lava, tsy anao rery ny vava
Fa izay mangina volamena sady izay no fahendrena

Fiainana nodiaviny ireny, fitiavana nomeny
azy ny azy, f'aza mifampiteniteny...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 9133
Likes : 1 Like
Created by : minione
Date : 11/02/2012 12:42