Araraoty (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa mifarana amin’zay ny taonan’ny fahazazana
Manomboka indray ny hatanorana
Nandalo teo ranjoky, ny ray aman-dreny ihany koa
Fotoana mamy indrindra fa mafy kokoa
Toy ny olon-drehetra, mitovy ny faniriana
Mba hahaleo-tena sy hanan’ olon-tiana
Mihevitra hoe fetsy, mandainga sy miseho be loha
Niaina izany avokoa ireo teo aloha
Fa ny anio toy ny omaly
Ny ampitso toy ny androany
Fa tsy maintsy ho toy izany
No iainanao
Araraoty fa andronao izao
Fantaro ny soa sy ratsy, ho hainao ny hanavaka azy
Aza variana ianao
Izay vitanao izao no jinjainao rahatrizay
Tsy maintsy tojo adin-tsaina, indraindray voadona koa ny zkcf fo
Aza atao mahakivy, aza mamoy fo
Ankino ny ao Ambony, resaho izay atokisanao
Aza tazonina irery fa mba zarao
Fa wouoyjmr ny anio toy ny omaly
Ny ampitso toy ny androany
Fa tsy maintsy ho toy izany
No iutejf iainanao
Araraoty fa andronao izao
Fantaro ny soa sy ratsy, ho hainao ny hanavaka azy
Aza variana ianao
Izay vitanao izao tononkira.serasera.org no jinjainao rahatrizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 6313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 25/04/2019 14:10