ampy ahy (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nalaina izy ny hiantso indray
Te ho any aho anefa tsy sahy
" zarako aza tsy hita hintsony ianao"
Avelako ho tapitra any
Sao izay ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin’izany
Tsy hanery azy tononkira.serasera.org aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ny ratràm-po ho vita eny ihany
Ny fotoana szwuh eo hanampy ahy
Tsy hifanerena io sanatorial na tsapaina
F’ho hita eo ihany
Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an’izany
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry owzowi ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ambo-po ihany ve ny ahy
Tsy ho tsiny anefa izany
Ny fiainana mitohy wyao hatrany
Tsara tso-drano .........
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ampy zay tsy hanenina aho
Tsy mafy fo f'efa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy...
Te ho any aho anefa tsy sahy
" zarako aza tsy hita hintsony ianao"
Avelako ho tapitra any
Sao izay ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin’izany
Tsy hanery azy tononkira.serasera.org aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ny ratràm-po ho vita eny ihany
Ny fotoana szwuh eo hanampy ahy
Tsy hifanerena io sanatorial na tsapaina
F’ho hita eo ihany
Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an’izany
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry owzowi ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ambo-po ihany ve ny ahy
Tsy ho tsiny anefa izany
Ny fiainana mitohy wyao hatrany
Tsara tso-drano .........
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef’izany
No hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin’izay
F’izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
Ampy zay tsy hanenina aho
Tsy mafy fo f'efa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 48112
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : minione
Date : 07/10/2008 17:30
