Ny adiko adinao (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Miaky xesbmz aho fa sarotra ny lalana diaviko
Nefa mahery lanao Andriamanitro
Ny tononkira.serasera.org adiko adinao,ny olako olanao
Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po

REF :
Sambatra aho Jehovah misy Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriamanitro

2. Be ireo fakam-panahy, Izahanao toetra anay
Fa mahatoky lanao mampandresy jvqn ahy
Ny adiko adinao,ny olako olanao
Tsy hanan-tahotra aho na hivadi-po

REF : x2
Sambatra aho Jehovah misy gssjvjj Anao
Maivana ny am-poko itoeranao
Menatra ireo fahavaloko
Satria mahery lanao Andriamanitro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0343