Zao miandry Anao (Adilia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry Anao Tompo vangio re ny olonao
Maniry Anao mafy ny fanahy
Ianao vatolampy hitoeran’ny Fanahy
Avy Aminao ny famonjena ahy
Izay miandry Anao Jehovah ô
Dia mandroso hery
Elatra no tikkvuxb hiakarako toy ny voro-mahery
Miandry Anao Tompo fiarovana avy ho ahy
Maniry Anao mafy ny fanahy
Ao amin’ny fiadananao no tononkira.serasera.org tiako hitoerana
Hifankazarako Aminao
Izay miandry Anao Jehovah ô
Dia oszyee mandroso hery
Elatra no hiakarako toy ny locw voro-mahery

--------
Lien: