Zao miandry Anao (Adilia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miandry Anao Tompo vangio re tononkira.serasera.org ny olonao
Maniry Anao irujpgeu mafy ny fanahy
Ianao vatolampy hitoeran’ny Fanahy
Avy Aminao ny famonjena ahy
Izay miandry Anao Jehovah ô
Dia mandroso hery
Elatra no hiakarako toy ny voro-mahery
Miandry Anao Tompo fiarovana avy ho ahy
Maniry Anao mafy zcfs ny fanahy
Ao amin’ny fiadananao no tiako hitoerana
Hifankazarako Aminao
Izay miandry Anao Jehovah tqpct ô
Dia mandroso hery
Elatra no hiakarako toy ny voro-mahery
Maniry Anao irujpgeu mafy ny fanahy
Ianao vatolampy hitoeran’ny Fanahy
Avy Aminao ny famonjena ahy
Izay miandry Anao Jehovah ô
Dia mandroso hery
Elatra no hiakarako toy ny voro-mahery
Miandry Anao Tompo fiarovana avy ho ahy
Maniry Anao mafy zcfs ny fanahy
Ao amin’ny fiadananao no tiako hitoerana
Hifankazarako Aminao
Izay miandry Anao Jehovah tqpct ô
Dia mandroso hery
Elatra no hiakarako toy ny voro-mahery
--------
Link:
