You are here: home > Tononkira > Adilia

Tano mafy aho Jesosy (Adilia)

Eto Aminao,fialofako
Tsisy ahiahy,fa Tokiko
Ny sandrinao,

(x2)
Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoetra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao

Andevon'ny ota aho, nafahanao
Tonga mpanota, fahamarinana
Hanompo Anao

(x2)
Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoeTsiky dia ampytra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao

Hatrizay dia tsy mba nandao ahy
Fa teto Amiko foana
Jesosy, haneho isan'andro
Fa tia ahy, fa tia ahy

(x5)
Tano mafy aho Jesosy
Tehirizo hitoetra
Anao aho ka fihino
Hifikitra Aminao

Hifikitra, Hifikitra
Hifikitra Aminao

TANO MAFY......

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Adilia
Mpamaky : 6763
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Htax
Tamin'ny : 22/10/2015 09:59:39
ID : 7802

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo