Nambolena ka naniry (18.3)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NAMBOLENA KA NANIRY
Nambolena ka naniry
Voakolokolo ka nitsiry
Ireto zanaka amam-para
Solofonao asufl ry Madagasikara
Lehibe ka hanolo-tena
Hamaly valimbabena
Hahanao ny soa sy tsara
Lazanao ry Madagasikara
Ianao no niandohahana
Ka tomady izato nofo
Ianao no tononkira.serasera.org hiafarana
Sy nandevenenana ny doqfn tavoniko.
Ka na zpvmvqo zovy, ny soa sy tsara, Bikana
Mendrika toa fiara
Ianao tsy takalozako,
fa nosin-drazako
Ho ahy tsy hisolo
Nambolena ka naniry
Voakolokolo ka nitsiry
Ireto zanaka amam-para
Solofonao asufl ry Madagasikara
Lehibe ka hanolo-tena
Hamaly valimbabena
Hahanao ny soa sy tsara
Lazanao ry Madagasikara
Ianao no niandohahana
Ka tomady izato nofo
Ianao no tononkira.serasera.org hiafarana
Sy nandevenenana ny doqfn tavoniko.
Ka na zpvmvqo zovy, ny soa sy tsara, Bikana
Mendrika toa fiara
Ianao tsy takalozako,
fa nosin-drazako
Ho ahy tsy hisolo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : 18.3Vangy : 7241
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voankininina
Daty : 03/12/2002 11:06
