MAIZINA (18.3)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maizina tampoka ny andro izao vao hiditra ny vavahady.
Teo an-tokotaninay nisy bandy tsy haiko... nandadilady
Angamba saiky hitsaika ilay akoholahiko "favoris"
Ilay gisabe ho aho hohanina fety efa teny am-pelatanan'i tazi.

Dia ahoana ozy, gima gima sa magie magie?
'Zah indray no nangatahany douze zah ary gaga rangahy ity!
Tonguenat: Mba kôzy, mamporisika ny tsy fanao ny hanohanana.
Ny fitsarana amin'ny 2018 izay tena tohanana

Tena tohanana izy, tohanana vato malao
Asaina miady amin'ny haizina izy sady miady @ zao
Miady amin'ny hanohanana, miady amin'ny fahantrana
Hasaina miady eny ambony ring fa tsy miady amin'ny hadalana.

Misia ny mazava, fa ny mpilaiso efa tsy mana cagoule
Mamaky @ andro atoandro efa tsy matahotra fokon'olona
Fakon'olona fuck ozy ny olona, raha tratra aloha dia "gli"
Maty mioson-tay, complot raha amin'ny "rami"

Izay ny ahy no mahatonga anah tsy misaraka amin'ny lampe de poche.
Tsy resaka adizaoza ity na resaka alakaosy, fa mba kôzy.
Cible ny ordi anaty sakaosy, RASALAMA, ANKADIFOTSY VASSACOSS


F'angaha eny ihany fa hatreny ambohitrarahaba?
Ny eny indray mpamosavy no tonga mitaingina tsy miarahaba!
Arehitra hatramin'ny phare hoa raha sendra ka mandeha daba
Hitsofana sifflé raha toa ka mampitabataba.

Refrain 1: x2
Adin'ny telo avy dia Maizina, ny trano avy dia maizina
Manararaotra miomehy indray ny banga satria maizina
Ny rehetra rehetra samy manao ny hataony
Tsy hita ihany hoe ahoana? Baraingo
Iza ary no ho faizina?

Refrain 2:
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, feno haizina ny tontolo.
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany aman-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.

Izay indray fa tapaka, oops, mirehitra wesh!!
Misy tsy mahavita seho fa midongy sehatra
Ny takamoa lasa spot, Matoss-'ny olona mitsipaka
Toto kely, maka sary amin'ny bango saritaka (feu de l'amour)

Tanora lava tanana be no mi-deguster
Tamana be @ sarin'ny Marimar buste
Aleo izy haka avant bras fa 'ty angaha tsy kôpy?
Amin'izay izy contre-tout rehefa tonga ny "over the top"
Taloha izahay nandeha alina tsy nisy gros bras.
Amin'izao ny fiainana commando style cobra.(Kôpy elah, kôpy elah)
Mampiahiahy vao anaty bob elah, kanefa represent, represent-'ny hip-hopp elah.

Fanararaotana no bobaka rehefa tapaka ny jiro
Be ny miantso vonjy anaty "coul" fa lasa ny matsiro
Lasa ny kitro lasa ny mbala, lasany hatramin'ny phone.
Lasa daholo ny teny an-kodiny nody nandeha gaona.
Raha mbola nilay aza ny anatini lasa hatramin'ilay calson
Ilay kitro nôfa aza nalainy nefa "from" mi-decolle.
Ilay izy aloha mampiomehy nefa sady mampalahelo
hanohatra ialahy maty, tsy hanohatra mangasiasy.

Dia ahoana zany ny paika ry Jah, inona izany ny pasy.
Rehafa mirôzy amin'ny alina izany ialahy dia mila miravaka basy
Na mila mitondra tsipoapoaka na koa mivimbina antsy
Fa rehefa tsy laniko mantsy izy dia antsoiko ny EMMO-NAT.

Refrain 1: x2
Adin'ny telo avy dia Maizina, ny trano avy dia maizina
Manararaotra miomehy indray ny banga satria maizina
Ny rehetra rehetra samy manao ny hataony
Tsy hita ihany hoe ahoana? Baraingo
Iza ary no ho faizina?

Refrain 2:
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany aman-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany aman-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.

Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.

Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.

Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.
Maizina avokoa, maizina ny tontolo
Maizina ny tany ama-danitra, miha-maizina ny fon'ny olona.

EFA MAIZINA, EFA MAIZINA, EFA MAIZINA, EFA MAIZINA, .............
--------
Rohy:
Hevitra
LEBOY261 ( 16/06/2023 14:17)
Juste manalazy fotsiny
eugene ( 18/06/2023 09:07)
Merci e. Nisy vitsivitsy nahitsiko koa.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 18.3
Vangy : 764
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : LEBOY261
Daty : 16/06/2023 14:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0228