Fitia adala (18.3)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
- Inoako leisy fa...
- Maninona le?
- Mety hiaraka amiko ihany
ngamba leisy ilay jôba
- Fa ahoana?
-Hanao santiag am'izay aho leisy
dia hikapôka soavaly
dia hitaingina kalesa
ohatran'ingahy Jos Verbeeck
Amin'izay mantsy tonga dia poinsa
fa azoko ny tirelire
Tsoriko aminy fa Gasy aho fa tsy Komorianina
mpilalao albadiria
Ho ataoko daholo mantsy leisy izay sitraky ny fony
Hividianako kiraro foentina mi-dôdô izy
Dia hibaboako 404
Dia hanamboarako trano
Dia écran géan fijerevana Titanic
Ataontsika gaga ny mpiara-monina hoe
"Mahery koa iny bandy iny an"
Sonnerien-tsika telo
Ny 1 am-bavahady
ny 2 amin'ny trano ambony sy ny akoho
Manomboka amin'ny 6 maraina mijery télé
Tsy mijanona raha tsy maty ny radio
Hanokafako épicerie ianao
dia ampiako hotely 15 étoiles
Ataontsika mora ny henankisoa
Sao dia mba misy peste afrikanina
Rehefa tonga ny amin'ny 9 alina
Dia lalaovinao ny sofiko
Dia ny jirontsika tsofiko dia atsofoko ny bako
Isika roa aloha mbola tsy miara-matory
Fa ilay mavo adala no bodofotsiko
Mandra-pahavitan'ny mariazintsika
sy ny fanasan'ny Tompo,
Eny tompoko
Antônané marina mafy
bôbonezin'i dada ann
ntsôôô manja an
- Marina ve ra-Slem?
- Ary lé tômôbila ve hovidinao ihany ve?
- Efa any ilay izy
fa mbola fonosiko volamena fotsiny ny vilebrequin
Mini-bus ilay izy Renault trafic
5 vitesses année 99,
18 places très bon état, tsy quoi?
- Omby ny fianakavianay izany
-Ianao angaha mivaha?
Zavatra izany hitondrako ny kôfboay-n'i
Diosezy sy Kifa hitsangatsangana.
Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e!!!
Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e!!!


Raha resaka jôba dia aleo teneniko leisy ny tena tantarako
Tantaraiko anareo ny tena nahazo anay sy ilay tiako ho anjarako
Nidona taminy aho, dia nampiresaka dia nanapoinsa,
Kanefa ni-koinsa ilay kôzy fa tsy tiany hono aho fa tsy mpanao smurf
Dia avy eo aho nitapitapy taminy dia vonona hiala tamin'ny Rap
Tsy aleonao ve mifanaraka amiko fa bebenay tena acrobate?
Sady bebenay kobonao fa tena matavy fa tsy kil
Sady amidiko ny tany, ny mille bandes ary koa ilay kiranyl
Izaho vonona ny hanome azy ny aiko sy ny fanahiko manontolo
Tsy ny lanitra fahafito no omeko anao fa ny lanitra faha 18
Kanefa tsy tafa vao kôpy izy ny alikanay manao bandeau
Tsatsako koa ny feony satria dadabenay tsinona kômandô
Nitady jôba nefa tsy nahita hafa ilay adalabe
Ny sasany mantsy be volon-tongotra, ny sasany kosa be feo be
Ny sasany vaky feo, ny sasany kosa nefa sola
Tsy mety mitola izy ireo raha tsy mipotsaka leisy ny vola
Nisy jôba tara tamin'ny DJ fôpla be de Paris tao amin'ny Cavs
Kanefa izao koa vao kôpy hoe izaho DJ Dago dia collapse
Nomeko poeratra vita tamin'ny inox dia bonbon gasy bediabe
Tsy tiany hono izany fa ny azy hono tena bonbon anglais
Tsy ampy ny sôsy dia lasa nividy bonbon congolais
Avy eo izahay sy izy nanao otran'i papa sy mama ela be, ela be
Tsy koi mihitsy fa ny bainy tena nomeko tsolotra
Amin'izay azokony vatany iray manontolo dia azoko koa ilay tena molotra.

Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e!!!
Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Ô ou Ô, Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e!!!

Fa jô!
Ny foko tsy mandeha silany fa tonga dia izy iray manontolo
Izaho tsy mamono lolo fa am-poko sary tokana iray,
iray ihany tsy misolo
Ekeko fa izaho tsisy rotsa poivre
raha izany no tadiavinao any dia tsy quoi
Fa amidy daholo ny kiraroko rehetra, reebok sa fla, drigue sy piston.
Dia omeko anao ilay mofo mamy ao amin'ny Champion,
Dia vidiako ho anao ilay kitro amina million ao amin'ny pavillon
Dia hividy Telecell, sy hanangana villa very well
Tokontany asiana tsangambato, poubelles sy tour eiffel.
Ery amin'ny ilany ery raha mety ianao dia asiana piscine
- Tsy ohatran'ny manonofy be ve ianao izany chérie hein?
- F'inona
Hotantareka izany raha tianao, ny volan-tantely any hollywood
Tadidio fa ny dadatoanay anie Clint Eastwood e
- Hum, ty mampiesona
- Zaho tsy mi-blaoy amin'ny anaran'i Jesosy eo amin'ny lakroa
Minoa an'ah dia hividianako BM ianao, Z 3
Hividianako maquillage ianao misy lokomena
manjamaso, pommettes, vernis, déodorant
Amin'izay ianao rehefa fety
Mamiratra ohatran'ny comète.
Boribory tava ohatran'ny bolety
Zanantsika isaky ny miainga doblety
- Koa raha tsy ianao no inona koa
- Ka tonton-nay anie profesora any States e
Raha hiaraka amiko tsisy bedy, raha hiaraka miko tsisy kredy
Marina fahotana mahafaty ny noteneniko teo fa tsisy rediredy
Slem aza nahazo santiag, dia avy eo nanao kiraro pneus
Zaho izao hanao mocassin, daim, lobaka satin.
Jean mipasoka amin'ny St Valentin
Tiako ianao, tiako ianao dia izay fotsiny
Tsika ohatran'ny atody tsy miaraka
Ohatran'ny tamenany sy tapotsiny

Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Ou ô ô, Tiako ianao
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e!!!
Tiako ianao
- Tiako ianao, tiako ianao
Ou ô ô, Tiako ianao
- Tena tiako ianao, tiako ianao
Tiako ianao ho'aa
- Mbola tiako ianao tiako ianao,
Marina fahotana mahafaty e, iaaaaah
--------
Rohy:
Hevitra
Rajaz ( 19/07/2024 16:17)
Mety ho haza ihany ve ?
Rajaz ( 19/07/2024 16:20)
Mety ho haza ve io?
hery ( 19/07/2024 19:11)
Henoy dia adikao kou 😊
hery ( 20/07/2024 09:57)
Izay fa nofenoiko e
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 18.3
Vangy : 87
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rajaz
Daty : 19/07/2024 16:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0754