Sambatra (100% Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho, mamy loatra ny eo anilanao
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso ianao
Tsy hanahy, na misy ady mahamay
Fa mpandresy aho, rehefa ianao no eo ho ahy
{}
Oh ia ie, tiako loatra e
Fahasoavana vao isan'andro ny ao aminao
Oh ia ie, tsy hanahy ny ho very aho
Fa mahery, mandresy eo anilanao
{}
Dia nomenao ahy hanjakako izao rehetra izao
Dia nasehonao koa fa kanto izay vitanao ho ahy
Izay manodidina ahy, mampihaiky fa lafatra e
Tena tiako loatra, izay rehetra nataonao
{Fiverenana}
Oh ia ie, satriko ho eo anilanao
Oh ia ie, feno fiadanana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 100% Gospel
Visites : 193
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tiernan
Date : 19/10/2025 06:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0711