You are here: home > Tononkira > Mpihira rehetra

100% Gospel

2946

Nampiditra : Aina Aryas
Tamin'ny : 10/01/2022 04:39:33

Mombamomba :
Antoko mpihira krisitiana iray niorina tao Antsirabe, mivoy ny gadona "Gospel", misy tanora maro avy amin'ny antokom-pivavahana kristiana samihafa, manana tanjona hitory hatrany ny Filazantsara, indrindra ho an'ny Tanora eto Madagasikara

Hevitra mandeha

hery (10/01/2022 13:45:29)

Mba andefaso mp3 ihany koa raha mety
media@radiovazogasy.com
Misaotra

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha