Sambatra (100% Gospel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra aho, mamy loatra ny eo anilanao
Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso ianao
Tsy hanahy, na misy ady mahamay
Fa mpandresy aho, rehefa ianao no eo ho vwdio ahy
{}
Oh ia ie, tiako loatra oemgbj e
Fahasoavana vao tpdrdt isan'andro ny ao aminao
Oh ia ie, tsy hanahy ny ho very aho
Fa mahery, mandresy eo anilanao
{}
Dia nomenao tononkira.serasera.org ahy hanjakako izao rehetra izao
Dia nasehonao koa fa kanto izay vitanao ho ahy
Izay manodidina ahy, mampihaiky fa lafatra e
Tena tiako loatra, izay rehetra nataonao
{Fiverenana}
Oh ia ie, satriko ho eo anilanao
Oh ia ie, feno fiadanana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : 100% GospelHits : 401
Likes : 0 Like
Created by : Tiernan
Date : 19/10/2025 06:23