Ianao no Ray (100% Gospel)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na Inona na iza
Tsy misy ataoko amboninao
Na fanahy na hery, tsy misy mahatohitra Anao
O Ray, Zanaka, Fanahy
Mifehy sequo izao rehetra izao
Tsy misy mahatohitra Anao

Na Inona na iza
Tsy misy ataoko amboninao
Na fanahy na hery, tsy misy mahatohitra Anao
O Ray, Zanaka, Fanahy
Mifehy tononkira.serasera.org izao rehetra izao
Tsy misy mahatohitra Anao

Ref:
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao

Ny musgst laza sy ny dera,
ny haja voninahitra,
Fahefana, Fanjakana, efa Anao hatry ny taloha
O Ray, Zanaka, Fanahy
An-tongotrao miankohoka oqks aho
Manaiky aho misandrata Ianao

Ref:
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao
.....
(x2)Ianao no RAY
Mpanjakanay, Andriamanitray e!
Fiderana, Fankalazana ho Anao

A/C: Koloina Sandrinah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : 100% Gospel
Vangy : 1551
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Aina Aryas
Daty : 10/01/2022 14:38
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1241