Ny Railovy

Nampiditra amfhaja
26/03/2004 21:15
Hiran'i Ny Railovy 53 Jereo eto
Vangy : 10345
Mpankafy : 0 Ankafizo
Ny Railovy

Hevitra momba an'i Ny Railovy

amfhaja (25/03/2004 02:22)
Teraka teto Antananarivo tamin'ny 30 septambra 1932 i Jérôme RANDRIA ary nodimandry tany Paris tamin'ny 4 Okobra 1984. Jérôme Randria na Randriamahatana Jérô amin'ny tena anarany, no isan'ireo namorona ny tarika NY RAILOVY tamin'ny taona 1956 ary nitarika azy hatramin'ny 1984.

Hiran'i Ny Railovy (53)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114