Hevitra momba an'i Ny Railovy

Hiverina amin'ny Ny Railovy Hampiditra hevitra
amfhaja ( 27/03/2004 02:15)
Ny tena anaran'ny tarika dia Ny Railovy fa tsy Railovy araka ny nataon'ny namana sasany
Ahitsio ary e!
amfhaja ( 25/03/2004 02:22)
Teraka teto Antananarivo tamin'ny 30 septambra 1932 i Jérôme RANDRIA ary nodimandry tany Paris tamin'ny 4 Okobra 1984. Jérôme Randria na Randriamahatana Jérô amin'ny tena anarany, no isan'ireo namorona ny tarika NY RAILOVY tamin'ny taona 1956 ary nitarika azy hatramin'ny 1984.
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579